Lefona (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tady tononkira.serasera.org hiondrika kely, satria nilaozan’ny hery ianao
Miozongozona kely, mafimafy ilay onja mamely
Aza milavo lefona, raiso tazomy eny ihany
Refa mafy ny ady, tsara oxhvr zay no miandry
May, may may, may, mamaivay may may
Dray dray dray dray, aza be kolay oadray oa za
Tsapanao ve ilay, ilay toe-po manosika anay
Sorato indraindray, ilay nofy manery anao handray
Handray lefona, tsy hatao handratra
Fa hisandratana sy znkv hampisandratra
May, may vjyi may, may, mamaivay may may
Dray dray dray dray, aza be kolay oadray oaza

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JohasinaHits : 885
Likes : 0 Like
Created by : johasinarison
Date : 09/01/2024 07:35