Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lefona (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tady hiondrika xbrvkjf kely, satria nilaozan’ny hery prqp ianao
Miozongozona kely, mafimafy ilay onja mamely
Aza milavo lefona, raiso tazomy eny ihany
Refa mafy ny ady, tsara zay no miandry
May, may may, may, mamaivay may may
Dray hoxbz dray dray dray, aza be kolay oadray oa za
Tsapanao ve ilay, tononkira.serasera.org ilay toe-po manosika anay
Sorato indraindray, ilay nofy manery anao handray
Handray lefona, tsy hatao handratra
Fa hisandratana sy hampisandratra
May, may may, may, mamaivay may may
Dray dray dray dray, aza be kolay oadray oaza

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JohasinaHits : 1008
Likes : 0 Like
Created by : johasinarison
Date : 09/01/2024 07:35