Fahatsiarovana (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mijery ny finday sao misy mandefa hafatra
Manantena ahy hoe izy mba hahatsiaro ahy
Efa impiry moa no saika hiantso ooo
Kanefa sao dia lazainy hoe tsisy hazon-damosina datjh
Ref :
Sento, nofy, no atolotra,
An'ilay fahatsiarovana
Ilay feo, ilay endrika, ny fitsikinao,
No miodina ato an-dohako ato
Fa rahoviana indray vao hifanao fotoana
Ataovy maika fa izaho efa noana
Hifampitantana hifampizara ireo tantara sbuf
Tongava ety fa izaho dia misy ambara
Tandremo ianao sao tara
Ref :
Sento, nofy, no atolotra,
An'ilay fahatsiarovana tononkira.serasera.org
Ilay feo, ilay endrika, ny fitsikinao,
No miodina ato an-dohako ato
Ka hiandry eto aho, na rampitso na zao dia zao
Hamelona ilay fitiavana izay nafana tamintsika x2
Ka hiandry eto aho, na rampitso na zao dia zao X4
Sento, nofy, no atolotra,
An'ilay fahatsiarovana
mcfvkor

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JohasinaVangy : 758
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johasinarison
Daty : 09/01/2024 07:42