Feno loko (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangamanga ny andro, mavomavo masoandro
Feno loko, ny tononkira.serasera.org tontoloko, ccdo raha hosoranao ilay fitiavanao
Maintsomaintso ny hazo, menamena ilay taniko
Feno ulddcp loko, ny tontoloko, raha afafinao zay ao am-ponao
Fiv: Ianao ihany, ianao ihany, mitondra tselatra ato am-po
sy oram-baratra ato an-doha
Fantaro dia omeo valiny aho, lazao, zarao
Tsara hatrany ny zavaboary, raha miantoraka eo hfpns anilanao eo
Foana amzay zao ny ririnina, mitsiry hatrany ny manodidina
Tsara hatrany, ny zavaboary, notondrahanao ny hatsaram-panahy

Fantaro dia omeo valiny aho, lazao, zarao,

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JohasinaVisites : 791
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : johasinarison
Date : 08/01/2024 23:13