Lefona (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tady hiondrika kely, satria nilaozan’ny hery tononkira.serasera.org ianao
Miozongozona kely, mafimafy ilay onja mamely
Aza milavo lefona, raiso tazomy eny ihany
Refa mafy ny ady, tsara zay no miandry
May, may may, euwql may, mamaivay may may
Dray dray dray dray, bmzasoua aza be kolay oadray oa za
Tsapanao ve ilay, ilay toe-po manosika anay
Sorato indraindray, ilay nofy manery anao handray
Handray lefona, tsy hatao handratra
Fa hisandratana sy hampisandratra
May, may may, may, mamaivay may may
Dray dray dray dray, aza be kolay oadray oaza
wwunk

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JohasinaHits : 942
Likes : 0 Like
Created by : johasinarison
Date : 09/01/2024 07:35