Voady (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na fiakarana malama, ny làlana hodiavintsika
Dia ho eto foana aho
Na ygnxtlx feno ahitra aza, maniry an-jaridainantsika
Ho esoriko hatrany
Na rano mikorina mitady handrava
Tsy avelako handifitra an’ilay lapa
Na feno habibina , ny tany izay iainantsika
Hahasambatra ianao
Fiv: Voady tokana no ataoko
Hikarakara anao hatrany, ooo
Ho be tantara mahatsikaiky
Mandrakizay doria doria
Rehefa mifarana reo fety, izay andihizantsika
Tohizako ihany
Vao misy elgnbwj ny tsy mety, refa mihirahira isika
Hiara hivalana aminao
Na rano mikorina mitady handrava
Tsy avelako handifitra an’ilay lapa
Na feno habibiana, ny tany izay iainantsika
Dia Hahasambatra ianao
Fiv: Voady tokana no ataoko
Hikarakara anao hatrany, ooo
Ho be tantara mahatsikaiky
Mandrakizay doria doria
Na rano mikorina mitady handrava
Tsy avelako eiztnnq handifitra an’ilay lapa
Na feno habibiana, ny tany izay iainantsika
Dia tononkira.serasera.org hahasambatra anao
Fiv: Voady tokana no ataoko, ooo
Hikarakara anao hatrany, iii
Ho be tantara mahatsikaiky
Mandrakizay doria doria x2
Kajiko eee, hajaiko oooo
Babeko eee, mamiko o/o/o/o/o

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JohasinaHits : 753
Likes : 0 Like
Created by : johasinarison
Date : 09/01/2024 07:40