TE HIOMBOM-PIAINANA (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te hiombom-piainana dzmf Aminao
Tompo ô! Te hikambana Aminao
Raha ioihphz misaraka Aminao tononkira.serasera.org tokoa aho
Tompo ô! Dia ho tsinontsinona
Izao no voady ataoko eto obli anatrehanao
Voady ho ren’izao rehetra izao
Tsy hisaraka tsy hivadika Aminao
Fa hifamatotra mandrakizay
Tompo ô! Te hikambana Aminao
Raha ioihphz misaraka Aminao tononkira.serasera.org tokoa aho
Tompo ô! Dia ho tsinontsinona
Izao no voady ataoko eto obli anatrehanao
Voady ho ren’izao rehetra izao
Tsy hisaraka tsy hivadika Aminao
Fa hifamatotra mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 2055
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/03/2018 11:55
