TE HIOMBOM-PIAINANA (Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te hiombom-piainana Aminao
Tompo ô! Te hikambana Aminao
Raha misaraka Aminao tokoa aho
Tompo ô! Dia ho thdlqcc tsinontsinona

Izao emzxt no voady tononkira.serasera.org ataoko eto anatrehanao
Voady ypsavnx ho ren’izao rehetra izao
Tsy hisaraka tsy hivadika Aminao
Fa hifamatotra mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jocelyn RANJARISON
Visites : 1995
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 07/03/2018 11:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3282