MANANTENA ANAO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ny foko mbola manantena Anao
Ianao no tokan’ilay hoavin’ny fiainako
Tompo tononkira.serasera.org ô ny foko dia mbola matoky Anao
Ianao ‘Lay masoandro iray fahazavan’ny mizam androko
Na tsy fantatro aza
Izay anton’ny fiainako anio
Sy ireo ranomaso indraindray
Mahakotsa ny tavako
Na tsy ho azoko aza
Izay fomba hitondranao ahy
Dia matoky aho Tompo vbcjh ô
Fa Ianao tsy handao ahy
Mbola manantena Anao
Ny fo manantena Anao
Na zbsvq maloka
Na mamiratra
Ianao no tokan’ilay hoavin’ny fiainako
Tompo tononkira.serasera.org ô ny foko dia mbola matoky Anao
Ianao ‘Lay masoandro iray fahazavan’ny mizam androko
Na tsy fantatro aza
Izay anton’ny fiainako anio
Sy ireo ranomaso indraindray
Mahakotsa ny tavako
Na tsy ho azoko aza
Izay fomba hitondranao ahy
Dia matoky aho Tompo vbcjh ô
Fa Ianao tsy handao ahy
Mbola manantena Anao
Ny fo manantena Anao
Na zbsvq maloka
Na mamiratra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 14381
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 03/05/2017 22:28
