TE HIOMBOM-PIAINANA (Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te hiombom-piainana bbycscf Aminao
Tompo ô! Te hikambana Aminao
Raha misaraka uxxtk Aminao tokoa aho
Tompo ô! Dia ho tsinontsinona

Izao noejoik no voady ataoko eto anatrehanao
Voady tononkira.serasera.org ho ren’izao rehetra izao
Tsy hisaraka tsy hivadika Aminao
Fa hifamatotra mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jocelyn RANJARISON
Hits : 1997
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 07/03/2018 11:55
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0417