AMBANY ELATRAO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambany elatrao no tiako hitoerana
Raha tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo Aminao no iriko
Eo anilanao no tiako
Tompo ô tononkira.serasera.org matoky aho fa mialoka Aminao
Ny tànanao no manodidina ahy
‘Reo tebitebin’ny fo dia hangina avokoa
Mitsahatra aho ambany drwnbmu elatrao
Omeo ny herinao fa ts’isy ifikirana
Ho aro sy tokin’ny fiainako
Tsy misy olon-kafa bfxtmq azoko ianteherana
Fa eo Aminao abubxll no iriko
Eo anilanao no tiako
Raha tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo Aminao no iriko
Eo anilanao no tiako
Tompo ô tononkira.serasera.org matoky aho fa mialoka Aminao
Ny tànanao no manodidina ahy
‘Reo tebitebin’ny fo dia hangina avokoa
Mitsahatra aho ambany drwnbmu elatrao
Omeo ny herinao fa ts’isy ifikirana
Ho aro sy tokin’ny fiainako
Tsy misy olon-kafa bfxtmq azoko ianteherana
Fa eo Aminao abubxll no iriko
Eo anilanao no tiako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 7041
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 03/05/2017 22:30
