TSY ATAKALOKO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na omenao ahy aza izao rehetra izao
Dia volamena voninahitra
Sy izay mety ho famirapiratan\\\\\\’ny tany
Dia izay no hoe hamoizako ilay
Jesosy exhbs fiainako mandrakizay
Dia ho sanatria raha hxuffuvh izao no hivadika Aminy
ref:Fa tsy atakoloko Ianao
Tiako puybo sy tena mamiko
Mihoatr’izay rehetra mahasoa
Fa tokan’ny fiainako tokoa
Tsy hamoizako Anao
Raha izao tontolo sy izao rehetr’izao
Na dia ho tambazana aza aho
Na mety na tsy mety izay atao
Dia efa ho sanatria raha izaho no hivadika Aminy.
Ho an’ny mpiara manompo ny tononkira.serasera.org Tompo amiko rehetra.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 3721
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GOLY
Daty : 19/11/2004 07:59