SAIKA RAVA (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saika rava aho rwusq raha tsy teo Ianao
Saika potika bxdmwe aho raha lpduupv tsisy Anao
Lay sisam-piainana nananako
Nareninao, dia izaho mba toy izao
Notsimponinao teny amoron-dàlana aho
Toy ny fako ts’isy ilàna ahy
Ts’isy tononkira.serasera.org nandray ahy intsony raha tsy Ianao
Tompo ô satria tia ahy Ianao
Saika potika bxdmwe aho raha lpduupv tsisy Anao
Lay sisam-piainana nananako
Nareninao, dia izaho mba toy izao
Notsimponinao teny amoron-dàlana aho
Toy ny fako ts’isy ilàna ahy
Ts’isy tononkira.serasera.org nandray ahy intsony raha tsy Ianao
Tompo ô satria tia ahy Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 3686
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 03/05/2017 22:28
