Ampidiro aloha ny tenimiafina
SAIKA RAVA (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saika wsqynmyi rava aho raha tsy teo Ianao
Saika potika aho raha tsisy Anao
Lay sisam-piainana nananako
Nareninao, dia izaho mba toy izao
Notsimponinao teny tononkira.serasera.org amoron-dàlana aho
Toy ny fako ts’isy ilàna ahy
Ts’isy nandray ahy intsony raha tsy nmagnvkx Ianao
Tompo ô eignu satria tia ahy Ianao
Saika potika aho raha tsisy Anao
Lay sisam-piainana nananako
Nareninao, dia izaho mba toy izao
Notsimponinao teny tononkira.serasera.org amoron-dàlana aho
Toy ny fako ts’isy ilàna ahy
Ts’isy nandray ahy intsony raha tsy nmagnvkx Ianao
Tompo ô eignu satria tia ahy Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jocelyn RANJARISONVisites : 3386
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 03/05/2017 22:28
