SAIKA RAVA (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saika rava aho svfav raha tononkira.serasera.org tsy hdiudmb teo Ianao
Saika potika aho raha tsisy Anao
Lay sisam-piainana nananako
Nareninao, dia izaho mba toy izao
Notsimponinao teny amoron-dàlana aho
Toy ny fako ts’isy ilàna ahy
Ts’isy nandray ahy intsony raha tsy Ianao
Tompo ô satria tia ahy Ianao
aiazkt
Saika potika aho raha tsisy Anao
Lay sisam-piainana nananako
Nareninao, dia izaho mba toy izao
Notsimponinao teny amoron-dàlana aho
Toy ny fako ts’isy ilàna ahy
Ts’isy nandray ahy intsony raha tsy Ianao
Tompo ô satria tia ahy Ianao
aiazkt
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jocelyn RANJARISONHits : 3560
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 03/05/2017 22:28
