NY FAHASOAVANAO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanaty fahotana aho no navotanao
Olom-bery aho no mba novonjenao
Mpanota tsy mendrika
Ny hanonona ny Anaranao
Tsy mendrika bhdxdn ny ho tiavinao
Tanaty faharavana no nakarinao
Fiainana efa potika nareninao
Tsy tononkira.serasera.org tokony bwgzbsba ho eto aho anio
Raha uqfpfkvn ny ady izay nosedraiko
Dia tsy haiko intsony izay niafarako
Ny fahasoavanao no mahatoy izao ahy
Tsisy avy amiko Tompo ô
Fa fahasoavanao (2)
Olom-bery aho no mba novonjenao
Mpanota tsy mendrika
Ny hanonona ny Anaranao
Tsy mendrika bhdxdn ny ho tiavinao
Tanaty faharavana no nakarinao
Fiainana efa potika nareninao
Tsy tononkira.serasera.org tokony bwgzbsba ho eto aho anio
Raha uqfpfkvn ny ady izay nosedraiko
Dia tsy haiko intsony izay niafarako
Ny fahasoavanao no mahatoy izao ahy
Tsisy avy amiko Tompo ô
Fa fahasoavanao (2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 3593
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 03/05/2017 22:29
