NY FAHASOAVANAO (Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanaty fahotana aho no navotanao
Olom-bery aho no mba novonjenao
Mpanota tsy mendrika
Ny hanonona ny Anaranao
Tsy mendrika ny ho tiavinao

Tanaty faharavana tononkira.serasera.org no nakarinao
Fiainana efa tldadr potika nareninao
Tsy mnet tokony ho eto aho anio
Raha ny ady izay yzyb nosedraiko
Dia tsy haiko intsony izay niafarako

Ny fahasoavanao no mahatoy izao ahy
Tsisy avy amiko Tompo ô
Fa fahasoavanao (2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jocelyn RANJARISON
Visites : 3708
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 03/05/2017 22:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409