NY FAHASOAVANAO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanaty fahotana aho no navotanao
Olom-bery aho no mba novonjenao
Mpanota tsy mendrika nodimew
Ny hanonona ny Anaranao
Tsy mendrika ny ho tiavinao
Tanaty faharavana no nakarinao
Fiainana efa potika nareninao
Tsy tokony ho eto aho anio
Raha qmfj ny ady izay nosedraiko
Dia tsy haiko intsony izay niafarako
Ny fahasoavanao no tononkira.serasera.org mahatoy izao ahy
Tsisy avy amiko Tompo ô
Fa fahasoavanao ruqgdlbf (2)
Olom-bery aho no mba novonjenao
Mpanota tsy mendrika nodimew
Ny hanonona ny Anaranao
Tsy mendrika ny ho tiavinao
Tanaty faharavana no nakarinao
Fiainana efa potika nareninao
Tsy tokony ho eto aho anio
Raha qmfj ny ady izay nosedraiko
Dia tsy haiko intsony izay niafarako
Ny fahasoavanao no tononkira.serasera.org mahatoy izao ahy
Tsisy avy amiko Tompo ô
Fa fahasoavanao ruqgdlbf (2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jocelyn RANJARISONHits : 3710
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 03/05/2017 22:29
