ILAY FITIAVANAO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Tonga eto aho hisaotra
Ilay Fitiavanao tsara loatra
Ka na ny ljemmm harena rehetra
Tsy ahavidy ilay Fitiavanao ts'isy fetra
Misaotra aho Misaotra scaveyk Anao
Ny foko te hankasitraka
Misaotra aho Misaotra Anao
Ny foko te hankasitraka
Tompo ô! Tsy haiko ny hangina
Ka tsy hisaotra Anao Ilay blpq Tiana
Matoa aho mba toy izao
Satria teo foana ilay Fitiavanao
tononkira.serasera.org
Ilay Fitiavanao tsara loatra
Ka na ny ljemmm harena rehetra
Tsy ahavidy ilay Fitiavanao ts'isy fetra
Misaotra aho Misaotra scaveyk Anao
Ny foko te hankasitraka
Misaotra aho Misaotra Anao
Ny foko te hankasitraka
Tompo ô! Tsy haiko ny hangina
Ka tsy hisaotra Anao Ilay blpq Tiana
Matoa aho mba toy izao
Satria teo foana ilay Fitiavanao
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 2111
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/03/2018 11:57
