ILAY FITIAVANAO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Tonga eto cldnfoyx aho hisaotra
Ilay Fitiavanao tsara loatra
Ka na ny harena rehetra
Tsy ahavidy ilay Fitiavanao ts'isy fetra
Misaotra aho Misaotra Anao
Ny foko te hankasitraka
Misaotra aho hehgd Misaotra Anao
Ny foko te hankasitraka
Tompo ô! Tsy haiko ny hangina
Ka tsy hisaotra Anao Ilay Tiana
Matoa aho mba toy izao
Satria teo hnuzsxd foana tononkira.serasera.org ilay Fitiavanao
Ilay Fitiavanao tsara loatra
Ka na ny harena rehetra
Tsy ahavidy ilay Fitiavanao ts'isy fetra
Misaotra aho Misaotra Anao
Ny foko te hankasitraka
Misaotra aho hehgd Misaotra Anao
Ny foko te hankasitraka
Tompo ô! Tsy haiko ny hangina
Ka tsy hisaotra Anao Ilay Tiana
Matoa aho mba toy izao
Satria teo hnuzsxd foana tononkira.serasera.org ilay Fitiavanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jocelyn RANJARISONHits : 2050
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 07/03/2018 11:57
