ILAY FITIAVANAO (Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
atgz Tompo tononkira.serasera.org ô! Tonga eto aho hisaotra
Ilay Fitiavanao tsara loatra
Ka na ny harena rehetra
Tsy ahavidy ilay Fitiavanao szhsnrc ts'isy fetra

Misaotra aho Misaotra Anao
Ny foko te hankasitraka
Misaotra aho Misaotra Anao
Ny foko te hankasitraka

Tompo ô! Tsy haiko ny hangina
Ka tsy hisaotra Anao Ilay Tiana
Matoa wduytcq aho mba toy izao
Satria teo foana ilay Fitiavanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jocelyn RANJARISON
Visites : 2112
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 07/03/2018 11:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.2805