HAINAO ATAO (Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay rehetra tsy haiko
Tsy takatry ny saiko
Dia jeseati fantatro Tompo ô fa jwexvt hainao atao
Tompo ô dia fantatro fa hainao atao

‘Zay rehetra tsy ho vitako
Satria voafetra ihany aho
Dia fantatro Tompo ô tononkira.serasera.org fa vitanao

Tsy manahy, tsy matahotra aho
Tompo ô satria Ianao

Mahay manao nvnqsje mihoatra izay
Rehetra angatahiko sy sainiko Ianao
Mahay manao mihoatra izay
Rehetra angatahiko sy sainiko Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISON
Vangy : 3863
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 03/05/2017 22:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1306