HAINAO ATAO (Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay rehetra tsy haiko
Tsy takatry ny saiko
Dia fantatro Tompo ô fa hainao atao
Tompo ô dia fantatro fa hainao atao

‘Zay rehetra tsy ho vitako
Satria voafetra ihany aho
Dia fantatro Tompo ô fa vitanao

Tsy manahy, tsy matahotra aho
Tompo ô satria Ianao

Mahay manao mihoatra izay
Rehetra angatahiko sy sainiko Ianao
Mahay manao mihoatra izay
Rehetra angatahiko sy sainiko Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jocelyn RANJARISON
Hits : 3009
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 03/05/2017 22:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0829