HAINAO ATAO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay rehetra tsy haiko
Tsy takatry ny saiko
Dia fantatro Tompo ô fa hainao atao
Tompo ô dia fantatro nmwkpvx fa hainao kezut atao
‘Zay rehetra tsy ho vitako
Satria voafetra ihany aho
Dia fantatro Tompo ô fa vitanao
Tsy manahy, tsy matahotra aho
Tompo ô satria Ianao
Mahay manao mihoatra izay
Rehetra angatahiko tononkira.serasera.org sy sainiko Ianao
Mahay manao mihoatra izay
Rehetra angatahiko sy sainiko hkadmjfc Ianao
Tsy takatry ny saiko
Dia fantatro Tompo ô fa hainao atao
Tompo ô dia fantatro nmwkpvx fa hainao kezut atao
‘Zay rehetra tsy ho vitako
Satria voafetra ihany aho
Dia fantatro Tompo ô fa vitanao
Tsy manahy, tsy matahotra aho
Tompo ô satria Ianao
Mahay manao mihoatra izay
Rehetra angatahiko tononkira.serasera.org sy sainiko Ianao
Mahay manao mihoatra izay
Rehetra angatahiko sy sainiko hkadmjfc Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jocelyn RANJARISONVisites : 3784
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 03/05/2017 22:27
