Andron'ny Tompo (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato anio ny hira fiderana
’Ndao hiara-hanandratra azy
Amim-pifaliana no hankalazana
Andron’ny Tompo anio
Ny volana aman-kitana (hidera azy)
Ny lanitry ny lanitra (hidera azy)
Ny anjeliny rehetra (hidera azy)
Andron’ny Tompo anio
Ny tononkira.serasera.org vorona manidina (hidera azy)
Ny rano bsdfexud mikoriana (hidera azy)
Izay manam-pofonaina hzckiyzj (hidera azy
Andron’ny Tompo bzpx anio
’Ndao hiara-hanandratra azy
Amim-pifaliana no hankalazana
Andron’ny Tompo anio
Ny volana aman-kitana (hidera azy)
Ny lanitry ny lanitra (hidera azy)
Ny anjeliny rehetra (hidera azy)
Andron’ny Tompo anio
Ny tononkira.serasera.org vorona manidina (hidera azy)
Ny rano bsdfexud mikoriana (hidera azy)
Izay manam-pofonaina hzckiyzj (hidera azy
Andron’ny Tompo bzpx anio
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jocelyn RANJARISONVisites : 5144
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 03/10/2007 07:04
