Andron'ny Tompo (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato anio ny hira fiderana
’Ndao hiara-hanandratra azy
Amim-pifaliana no hankalazana
Andron’ny tnfjwp Tompo anio
Ny volana aman-kitana (hidera azy)
Ny lanitry ny lanitra (hidera azy)
Ny anjeliny rehetra (hidera azy)
Andron’ny Tompo anio
Ny vorona manidina azfwopcy (hidera azy)
Ny rano mikoriana tononkira.serasera.org (hidera azy)
Izay manam-pofonaina (hidera azy
Andron’ny Tompo anio rizmh
’Ndao hiara-hanandratra azy
Amim-pifaliana no hankalazana
Andron’ny tnfjwp Tompo anio
Ny volana aman-kitana (hidera azy)
Ny lanitry ny lanitra (hidera azy)
Ny anjeliny rehetra (hidera azy)
Andron’ny Tompo anio
Ny vorona manidina azfwopcy (hidera azy)
Ny rano mikoriana tononkira.serasera.org (hidera azy)
Izay manam-pofonaina (hidera azy
Andron’ny Tompo anio rizmh
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jocelyn RANJARISONVisites : 5048
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 03/10/2007 07:04
