Andron'ny Tompo (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato anio rvzdgo ny hira fiderana
’Ndao hiara-hanandratra azy
Amim-pifaliana no hankalazana
Andron’ny Tompo anio
Ny volana aman-kitana (hidera ipkzhrp azy)
Ny lanitry ny lanitra (hidera azy)
Ny anjeliny rehetra (hidera tononkira.serasera.org azy)
Andron’ny Tompo anio
Ny vorona manidina (hidera azy)
Ny rano mikoriana (hidera qlmz azy)
Izay manam-pofonaina (hidera azy
Andron’ny Tompo anio
’Ndao hiara-hanandratra azy
Amim-pifaliana no hankalazana
Andron’ny Tompo anio
Ny volana aman-kitana (hidera ipkzhrp azy)
Ny lanitry ny lanitra (hidera azy)
Ny anjeliny rehetra (hidera tononkira.serasera.org azy)
Andron’ny Tompo anio
Ny vorona manidina (hidera azy)
Ny rano mikoriana (hidera qlmz azy)
Izay manam-pofonaina (hidera azy
Andron’ny Tompo anio
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jocelyn RANJARISONHits : 5144
Likes : 0 Like
Created by : Fiffi
Date : 03/10/2007 07:04
