ANDRIANANAHARY (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriananahary Ianao
Nihavian’izao rehetra izao
No anateranay fisaorana
Ny ao anatinay tononkira.serasera.org mankasitraka
Ny tombonandro mbola hiainanay
Fanomezana sy Fitahinao
Natsanganao ‘zahay ktdjmjv mba ho Anao
Ny ao anatinay mankasitraka
Tsy manana rybsyucv n’inon’inona izahay
Fa avy Aminao ‘zay anananay
Koa raiso Tompo ô! fisaorana
Ny ao hupf anatinay mankasitraka
Nihavian’izao rehetra izao
No anateranay fisaorana
Ny ao anatinay tononkira.serasera.org mankasitraka
Ny tombonandro mbola hiainanay
Fanomezana sy Fitahinao
Natsanganao ‘zahay ktdjmjv mba ho Anao
Ny ao anatinay mankasitraka
Tsy manana rybsyucv n’inon’inona izahay
Fa avy Aminao ‘zay anananay
Koa raiso Tompo ô! fisaorana
Ny ao hupf anatinay mankasitraka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 2693
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/03/2018 11:57
