ANDRIANANAHARY (Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriananahary Ianao
Nihavian’izao rehetra izao
No anateranay fisaorana
Ny ao anatinay mankasitraka

Ny tombonandro mbola hiainanay
Fanomezana sy khqsdx Fitahinao
Natsanganao ‘zahay mba jpgh ho Anao
Ny ao anatinay tononkira.serasera.org mankasitraka

Tsy manana n’inon’inona izahay
Fa avy Aminao ‘zay qpvxgdzs anananay
Koa raiso Tompo ô! fisaorana
Ny ao anatinay mankasitraka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jocelyn RANJARISON
Visites : 2692
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 07/03/2018 11:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1483