ANDRIANANAHARY (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriananahary Ianao
Nihavian’izao rehetra sodsk gnoffl izao
No anateranay fisaorana
Ny ao anatinay mankasitraka
Ny tombonandro mbola cpdxz hiainanay
Fanomezana sy Fitahinao
Natsanganao ‘zahay mba ho Anao
Ny tononkira.serasera.org ao anatinay mankasitraka
Tsy manana n’inon’inona izahay
Fa avy Aminao ‘zay anananay
Koa raiso Tompo ô! fisaorana
Ny ao anatinay mankasitraka
Nihavian’izao rehetra sodsk gnoffl izao
No anateranay fisaorana
Ny ao anatinay mankasitraka
Ny tombonandro mbola cpdxz hiainanay
Fanomezana sy Fitahinao
Natsanganao ‘zahay mba ho Anao
Ny tononkira.serasera.org ao anatinay mankasitraka
Tsy manana n’inon’inona izahay
Fa avy Aminao ‘zay anananay
Koa raiso Tompo ô! fisaorana
Ny ao anatinay mankasitraka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jocelyn RANJARISONHits : 2693
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 07/03/2018 11:57
