Ambany elatrao (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fsstpvuh Ambany elatrao no tiako hitoerana
Raha tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo aminao no iriko, eo anilanao no tiako
Tompo ô matoky aho tononkira.serasera.org fa mialoka aminao
Ny sbwik tananao no manodidina ahy
Ireo tebitebin’ny fo dia hangina avokoa
Hitsahatra ao zgwcmzdn ambany elatrao.
Raha tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo aminao no iriko, eo anilanao no tiako
Tompo ô matoky aho tononkira.serasera.org fa mialoka aminao
Ny sbwik tananao no manodidina ahy
Ireo tebitebin’ny fo dia hangina avokoa
Hitsahatra ao zgwcmzdn ambany elatrao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 7714
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rijatsif
Daty : 21/09/2005 14:43
