Ambany elatrao (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambany elatrao no tiako tjrduxh hitoerana
Raha tojo tafiotra whdgp ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo aminao no iriko, eo anilanao no tiako
Tompo ô matoky aho fa mialoka aminao
Ny tananao no manodidina ahy
Ireo tebitebin’ny tononkira.serasera.org fo dia hangina avokoa
Hitsahatra ao ambany elatrao. obxi
Raha tojo tafiotra whdgp ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo aminao no iriko, eo anilanao no tiako
Tompo ô matoky aho fa mialoka aminao
Ny tananao no manodidina ahy
Ireo tebitebin’ny tononkira.serasera.org fo dia hangina avokoa
Hitsahatra ao ambany elatrao. obxi
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jocelyn RANJARISONHits : 7716
Likes : 0 Like
Created by : rijatsif
Date : 21/09/2005 14:43
