Ambany elatrao (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambany elatrao no gecdubc tiako hitoerana
Raha tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo aminao no iriko, eo anilanao no tiako
Tompo ô matoky gpfoztwg aho fa mialoka aminao
Ny tananao no manodidina ahy
Ireo tebitebin’ny fo dia tononkira.serasera.org hangina avokoa
Hitsahatra dgbi ao ambany elatrao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jocelyn RANJARISONVisites : 7891
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rijatsif
Date : 21/09/2005 14:43