Anjakao (Jim praise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
#Anjakao
Jim:
Anio no hanolorako, tena ho Anao Ray
handraisako ny ho aviko
ho fiainam-baovao
hamafa fahotana sy handraisam-pamelana
anio no hanekeko mba, ho ateraka indray
Rojo:
Eny Ray o, maro ireo vitako hatrizay
mbola velona tononkira.serasera.org aho, satria tia ahy Ianao
raiso aho Ray o, fa mpanota tsy mba emsoq mendrika
ka aza Avelanao isaraka Aminao
Refrain:
hatolotra blkcqw ho Anao, izao ny tenako
indro homeko Anao, ny foko #Anjakao
hihira ho Anao, mandrakizay
hanandram-peo sy dhrels hikalo, ho Fiderana Anao
Jim:
Navelanao handray aho, ny Tenanao rehetra
tamin'ny Fitiavana izay tsy takatriny saina
Nohenoinao ny Zanakao, fa mendrika fitia
Ray malala o, izaho tsy hivadika ho doria
Rojo:
Anio aho, hanao ireo dina Aminao
fa tsy hanadino
ilay Hatsaranao
hanaiky hiala, izay rehetra mety ho fahotana
fa Fitiavana, Finoana , sy Fanantenana
Refrain:
....
#Anjakao
Jim-praire ft Rojo (Ny avo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jim praiseHits : 2192
Likes : 0 Like
Created by : razanadraibejimmy
Date : 29/05/2015 19:40