Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fonao (Jim praise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY FONAO
Nafoiny tononkira.serasera.org ny lanitra, ilay toerana tsara
Fa naleony nanakaiky anao yggqhl io
Ianao ilay mpanota efa tokony ho very
Nefa mbola tonga hitady anao izy
Ianao anie no tiany tsy foiny
Nefa ianao nitady lalana ny andeha
Izy anie miantso, Izy anie miandry
Mijanona ao fa ao ny fiainana anie
Ianao anie maminy, ianao anie tsy foiny
Fa aza avela IZY hiteny irery hangahiahy
Izy miangavy, hoe miverana
Tiany ianao ho sambatra ahazo ilay famonjena
Ianao no nantsoiny mba hanantona AZY
Fa tsy ny marina no tiany hoe hitady AZY
Mihevitra mantsy ianao vdnn hoe IZY tsy tia
Fa mpanota ianao tsy mendrika ny ho AZY
Ianao anie no tiany tsy foiny
Nefa ianao nitady lalana ny andeha
Izy xvehok anie miantso, Izy anie miandry
Mijanona ao fa ao ny fiainana anie
Ianao anie maminy, ianao anie tsy foiny
Fa aza avela IZY hiteny irery hangahiahy
Izy miangavy, hoe miverana
Tiany ianao ho sambatra ahazo ilay famonjena
Jim praise ft Barry's

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jim praiseVangy : 6229
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : arinalitohy
Daty : 15/03/2016 15:13