Anjakao (Jim praise)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
      #Anjakao

Jim:
Anio no hanolorako, tena tononkira.serasera.org ho Anao Ray
handraisako ny ho aviko
ho fiainam-baovao
hamafa fahotana sy handraisam-pamelana
anio no hanekeko mba, ho ateraka indray

Rojo:
Eny Ray o, fnvsqsi maro ireo vitako hatrizay
mbola velona aho, satria tia ahy Ianao
raiso aho Ray psdki o, fa mpanota tsy mba mendrika
ka aza Avelanao isaraka Aminao

Refrain:
hatolotra ho Anao, izao ny tenako
indro homeko Anao, ny foko #Anjakao
hihira ho Anao, mandrakizay
hanandram-peo sy hikalo, ho Fiderana Anao

Jim:
Navelanao handray aho, towbvgsd ny Tenanao rehetra
tamin'ny Fitiavana izay tsy takatriny  saina
Nohenoinao ny Zanakao, fa mendrika fitia
Ray malala o, izaho tsy hivadika ho doria

Rojo:
Anio aho, hanao ireo dina Aminao
fa tsy hanadino
ilay Hatsaranao
hanaiky hiala, izay rehetra mety ho fahotana
fa Fitiavana, Finoana , sy Fanantenana

Refrain:
....
#Anjakao
Jim-praire ft Rojo (Ny avo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jim praise
Vangy : 2192
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : razanadraibejimmy
Daty : 29/05/2015 19:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0704