Toa azy (feat Titiana) (Jim praise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho mila anao Ray ka hanadra-peo
Dia hiantso anao indray izaho tsy ho leo
Raha sendra irery aho dia eo ianao
Dia hitarainako raha sendra lavo aho.
Fa tsy hijanona aho ny hiantso anao
Sarotra ny làlako mitady hampihemotra ahy
Ny tànanao ihany fikiriko mafy futzqj
Hampijoro hampahery ahy indray
Hanohy ny diako.
Ny teninao yfytid ihany no fiainako
Ny herinao Tompo ô no hiankinako
Ny làlanao koa no hizorako
Ny fiainanao rehetra no tahafiko.
Fa tsy hijanona aho ny hiantso anao
Sarotra ny làlako mitady hampihemotra ahy
Ny tànanao ihany fikiriko mafy
Hampijoro hampahery ahy indray
Hanohy ny diako.
Oh ôô ôh ô!
Fa tsy hijanona aho ny hiantso pwhgfr anao
Sarotra tononkira.serasera.org ny làlako mitady hampihemotra ahy
Ny tànanao ihany fikiriko mafy
Hampijoro hampahery ahy indray
Hanohy ny diako.
Dia hiantso anao indray izaho tsy ho leo
Raha sendra irery aho dia eo ianao
Dia hitarainako raha sendra lavo aho.
Fa tsy hijanona aho ny hiantso anao
Sarotra ny làlako mitady hampihemotra ahy
Ny tànanao ihany fikiriko mafy futzqj
Hampijoro hampahery ahy indray
Hanohy ny diako.
Ny teninao yfytid ihany no fiainako
Ny herinao Tompo ô no hiankinako
Ny làlanao koa no hizorako
Ny fiainanao rehetra no tahafiko.
Fa tsy hijanona aho ny hiantso anao
Sarotra ny làlako mitady hampihemotra ahy
Ny tànanao ihany fikiriko mafy
Hampijoro hampahery ahy indray
Hanohy ny diako.
Oh ôô ôh ô!
Fa tsy hijanona aho ny hiantso pwhgfr anao
Sarotra tononkira.serasera.org ny làlako mitady hampihemotra ahy
Ny tànanao ihany fikiriko mafy
Hampijoro hampahery ahy indray
Hanohy ny diako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jim praiseVangy : 3156
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 29/04/2019 10:52
