Tsiaro azy (JEANNOT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fotoana fohy lasa izay no niarahantsika
'Lay fitiavanao sy ilay fitiavako
Nandringa vao niandoha
Tsy mahafondro, tsy mahatsiny
Hivavaka aho ho tononkira.serasera.org anao
Hahita izay ho anjara tendriny.
Malahelo dia mivetso aho
ianao no tsaroana
tuqpk mitoetra irery manirery
zatra namana.
Aiza irony lasa cdbdu taloha
Tantara sisa ireny
wmmu Lalan-kafa indray izao ny fiainana.
Mitanisa ireo fanao irony lasantsika
'Reo sangisangy tena izy
Nandratrarana ahy
Teo ianao tsy nahafoy
Nilatsa-bava hoe
Mbola hafa ilay voaloham-pitiavana.
'Lay fitiavanao sy ilay fitiavako
Nandringa vao niandoha
Tsy mahafondro, tsy mahatsiny
Hivavaka aho ho tononkira.serasera.org anao
Hahita izay ho anjara tendriny.
Malahelo dia mivetso aho
ianao no tsaroana
tuqpk mitoetra irery manirery
zatra namana.
Aiza irony lasa cdbdu taloha
Tantara sisa ireny
wmmu Lalan-kafa indray izao ny fiainana.
Mitanisa ireo fanao irony lasantsika
'Reo sangisangy tena izy
Nandratrarana ahy
Teo ianao tsy nahafoy
Nilatsa-bava hoe
Mbola hafa ilay voaloham-pitiavana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JEANNOTVangy : 8290
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/07/2002 11:15
