Tsiaro azy (JEANNOT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Fotoana fohy lasa izay no niarahantsika
'Lay fitiavanao sy ilay fitiavako
Nandringa vao niandoha
Tsy mahafondro, tsy mahatsiny
Hivavaka aho ho anao
Hahita izay mrfng ho anjara tendriny.
Malahelo dia mivetso aho
ianao no tsaroana
mitoetra irery manirery
uzjxcx zatra namana.
Aiza irony lasa taloha
elbz Tantara sisa ireny
Lalan-kafa indray izao ny fiainana.
Mitanisa ireo fanao irony lasantsika
'Reo sangisangy tena izy
Nandratrarana ahy
Teo ianao tsy nahafoy
Nilatsa-bava hoe
Mbola hafa ilay voaloham-pitiavana.
'Lay fitiavanao sy ilay fitiavako
Nandringa vao niandoha
Tsy mahafondro, tsy mahatsiny
Hivavaka aho ho anao
Hahita izay mrfng ho anjara tendriny.
Malahelo dia mivetso aho
ianao no tsaroana
mitoetra irery manirery
uzjxcx zatra namana.
Aiza irony lasa taloha
elbz Tantara sisa ireny
Lalan-kafa indray izao ny fiainana.
Mitanisa ireo fanao irony lasantsika
'Reo sangisangy tena izy
Nandratrarana ahy
Teo ianao tsy nahafoy
Nilatsa-bava hoe
Mbola hafa ilay voaloham-pitiavana.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JEANNOTVisites : 8404
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 18/07/2002 11:15
