Variana (JEANNOT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Variana, sondriana, toa variana!
Mahita anao anie aho, mahatsiaro sambatra !
Ianao mitsiky miaina ampifaliana ô!ô!
Izaho nggpq ery :mangitangitaka!
Fa tiako izay no hambarako , fá, tsy isalasalako! O! O!
Maninona moa, raha izany tokoa e! ztwl
Tsy olana tononkira.serasera.org fa ho andrasako
Rahoviana!
Mba rahoviana vao hotanteraka!!
Ilay nofinofiko!
Ianao no ho anilako! O!
Izaho mitsiky miandry ampifaliana ô!ô!
Ianao no anjara vé?
Tsy fantatro! gegjevi !

--------
Rohy: