Tsiaro azy (JEANNOT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fotoana fohy lasa izay no niarahantsika
'Lay fitiavanao sy ilay fitiavako
Nandringa vao niandoha
Tsy mahafondro, qhmgjhjz tsy mahatsiny
Hivavaka aho ho rpzay anao
Hahita izay ho anjara tendriny.

    Malahelo dia mivetso aho
   cvzg  ianao no tsaroana
    mitoetra irery manirery
    zatra namana.
    Aiza irony lasa taloha
    Tantara sisa ireny
    Lalan-kafa tononkira.serasera.org indray izao ny fiainana.

Mitanisa ireo fanao irony lasantsika
'Reo sangisangy tena izy
Nandratrarana ahy
Teo ianao tsy nahafoy
Nilatsa-bava hoe
Mbola hafa ilay voaloham-pitiavana.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : JEANNOT
Visites : 8289
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 18/07/2002 11:15
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104