IFONAKO (JEANNOT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza fohazina phvmotw intsony aleo hivalona any ho tantara
Tantaram-piainako samirery izaho efa ninia tsy niteny
Ianao tsy mety fa misikotra foana mila aretina toa tsy amin’ny ahoana
Zaho juikyqj efa nangina f’ianao no tsy azo tononkira.serasera.org valiana
Fiv.
Ifonako tokoa ireo lasa taloha
Tsy tonga lafatra anie ny havanao f’aza manao toa izany moa
Tsy hamerina intsony tsy hanao intsony
Hoento anie hbedsou aho hanaraka anao f’izay no mba tiako
Toetra efa mahazatra mifankatia indraindray mifandrangitra
Dia samy manao nefa tsisy mahazaka
mifanome fo mifandratra
Nefa avy eo tsy mahatanty
mifanatona mifanambitamby
Mandainga sarotra fa ny tiana no mahasaropiaro

--------
Rohy: