Manan-karena (JEANNOT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azony ianao
Na somparany aza tononkira.serasera.org ianao
Tsy afa manoatra fa mibanjina indray
Miandry ny masoandro
Ianao kbmoxd aza efa lavo
Manahy ianao sao lany zara

Fa uwvg na ahilika aza ianao
Dia nikiry tsotra izao
Matahotra ny nigmaqpr ho very anjavona indray
Miandry ny hasambarana
Hatrizay tsy mba nananana
Notsiriritina hatry ny ela

Manankarena, mahavita tena
Ho rehareha fa mamy anie ny fiadanana
Na tsy ho anjarany aza
Fa rediredin’adala
Manonofy foana ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : JEANNOT
Hits : 1035
Likes : 0 Like
Created by : jajyrandria
Date : 07/02/2023 14:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0613