TSARA IANAO (ISAAC DE PAUL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara , tsara Ianao (×3)
Fahatsarana Ianao pjfbmck
Tena tsara Ianao.

I
Novainao , ny fiainako
Navalonao ireo taloha
Ireo fiainam-pahoriana
Nosoloinao fifaliana
Afaka tanteraka

II
Ankehitriny aho , bmfhfl efa olom-baovao
Tafaray izaho smnbdvx sy Ianao
Sambatsambatra ny fo
Ravoravo tononkira.serasera.org tokoa
Afaka tanteraka.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ISAAC DE PAUL
Vangy : 623
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 21/01/2024 18:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9284