MIANKOHOKA (ISAAC DE PAUL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I
Miankohoka eto an-tongotrao
Tompo o! Ny ksqoqx amiko
Te hitsaoka sy hanajao
Ianao uxdg Andriamanitro

II
Miankohoka eto an-tongotrao
Tsy mahita afa-tsy Ianao
Toy ny aloka izao rehetra izao
Eto anatrehanao

III
Miankohoka eto an-tongotrao
Tompo o! Te hitia anao
Ho adinoiko izay tononkira.serasera.org momba ahy
Hidera Anao ny fanahy

Ref:
Mandohalika eto anatrehanao
Miondry odhbvrz tanteraka
Tsinontsinona izao rehetra izao.
Tompo o! Afa-tsy Ianao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ISAAC DE PAUL
Visites : 681
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 18:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0288