MANDROSO (ISAAC DE PAUL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Roso hatrany ny diantsika
Mahereza amin'ny asa vita
Tsy ho foana ny fanantenana e!
Tsy maintsy ho tonga ao an-tany Kanàna

Mandroso oh (×2)
Tsy misy mihemotra e!
Mandroso oh
Mandroso oh (×2)
Fanompoagnantsika , aza avela hangatsiaka

Pharaons toujours afara
Mpanenjika tsy mandeha alôha e!
Fanompoagnanô ataova tsara eh , yah!
Soavadia tongavasoa .

Oh yah eh ! Isika tsy maints mandroso oh!
Oh yah eh! Roso hatrany ny Dia e!

Miady ny ady tsara,  tsy maika tsy tara. (×4)
Mandroso amin'ny fanompoana e!
Mandroso amin'ny fahazotoana e!
Mandroso tsy miatoato !
An'i Jesosy 100%
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ISAAC DE PAUL
Vangy : 631
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 21/01/2024 17:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0785