MANATRIKA ETO (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Manatrika eto Jesosy
Sokafy ny fonao hidirany.
I
Ny aretinao (sitràny)
Ny ranomaso (fafany)
Ny fatopatotra huupvq (voavaha)
Ny mitanondrika tononkira.serasera.org (mitraka)
II
Manafa amin'ny adalana
Mamela ny gwmg fahotana
Mizara maimaimpoana ny futdnna fanahy masina
Ho an'izay mazoto mangataka
Manatrika eto Jesosy
Sokafy ny fonao hidirany.
I
Ny aretinao (sitràny)
Ny ranomaso (fafany)
Ny fatopatotra huupvq (voavaha)
Ny mitanondrika tononkira.serasera.org (mitraka)
II
Manafa amin'ny adalana
Mamela ny gwmg fahotana
Mizara maimaimpoana ny futdnna fanahy masina
Ho an'izay mazoto mangataka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ISAAC DE PAULVangy : 745
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 21/01/2024 17:44
