MANATRIKA ETO (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:Manatrika eto Jesosy
Sokafy ny fonao hidirany.
I
Ny aretinao (sitràny)
Ny ranomaso (fafany)
Ny fatopatotra (voavaha)
Ny mitanondrika (mitraka)
II
Manafa amin'ny adalana
Mamela ny fahotana
Mizara maimaimpoana ny fanahy masina
Ho an'izay mazoto mangataka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ISAAC DE PAULVisites : 248
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 17:44