JESOSY MAMIKO (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o! Mamiko Ianao (×3)
Mandrakizay.
Dia Ianao mandrakizay
Ianao Tompo o!
Ianao no fiainako eto an-tany.
Ny hitia Anao no fniriako hatrany hatrany.
Na ho mora , na ho gtfxjx sarotra aza szmat izany lalako etÿ
Ianao no mbola ho tiaviko ho rrsng doria.
Jesosy o tononkira.serasera.org ! Tiako indrindra Ianao
Babonao aho
Fiainako Ianao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ISAAC DE PAULVangy : 801
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 21/01/2024 18:44