AM-PELATANANAO (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
eevmtqp Tompo oh! Ianao no fiainako
Very aho raha lavitra Anao
Ianao no antony tggn hahavelomako
Tsisy aho tononkira.serasera.org raha tsisy Anao
Am-pelatananao ny aiko
Am-pelatanano izay momba ahy rehetra
Fantatrao , jgln Jesosy oh!
Ny fiainako
Izay mahasoa
Very aho raha lavitra Anao
Ianao no antony tggn hahavelomako
Tsisy aho tononkira.serasera.org raha tsisy Anao
Am-pelatananao ny aiko
Am-pelatanano izay momba ahy rehetra
Fantatrao , jgln Jesosy oh!
Ny fiainako
Izay mahasoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ISAAC DE PAULVisites : 1797
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 17:42
